Le principal objectif de notre département est de concevoir et développer des infrastructures modernes, résilientes et accessibles, afin d'améliorer la qualité de vie de nos concitoyens et de dynamiser le développement économique de la nation. Nous nous engageons également à assurer un entretien rigoureux de ces infrastructures pour en garantir la durabilité et l'efficacité à long terme.
Actualités
Voir toutes les actualitésRN4 TANAMBAO ANDRANOLAVA Tetezana eo Andriambavirano PK 502: Misokatra tanteraka ny fifamoivoizana
FANAMBOARANA LALANA AMBANIVOHITRA : LAHARAM-PAHAMEHANA NY FILAN’NY VAHOAKA Manomboka ny asa ao IMADY/Kaominina MAROSOA/ Distrikan’AMBOSITRA
31/01/2026
Hanomboka avy hatrany ny fanamboarana lalana mirefy 12 km ao Imady–Marosoa (Ambositra), ao anatin’ny fidinana ifotony ataon’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy hanatsarana ny fivezivezena sy ny famokarana.
RNS 27 / Faritra IHOROMBE : Fanatsarana foto-drafitr’asa ho an’ny fivezivezena azo antoka
31/01/2026
Ao anatin’ny fandaharan’asa maika 2025, miroso ny fanoloana tetezana 4 amin’ny RNS 27 ho béton armé. Efa 40 % ny fandrosoan’ny asa eo amin’ny PK 139+700, ary hanomboka tsy ho ela ny fanamboarana ireo tetezana ambiny, ho fiantohana ny fivezivezena.
26/02/2025:
Le Ministère des Travaux Publics accélère la modernisation de la Route Nationale 5
09/11/2024 :
Les travaux de réhabilitation de 110 km de la RN 13 avançant à bon rythme.