Actualités

RN7 Antananarivo-Antsirabe

Photo RN7
16/01/2026

Mandroso ny asa fanarenana ny RN7 Antananarivo–Antsirabe, efa miroso amin’ny fandrakofana tara ary mihatsara tsikelikely ny fivezivezena.

RNT 31 mampitohy an’Antsohihy sy Bealanana

RNT31
14/01/2026

Mandroso tsara ny asa fanamboarana ny RNT31 Antsohihy–Bealanana, ka efa afaka mivezivezy ny fiara lehibe amin’ny ampahany sasany. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa PCMCI vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena ny asa, izay...

Tetikasa PACFC: Manokatra ny faritra Atsimo ho fampandrosoana ny toekarena

Tetikasa PACFC
11/12/2025

Tetikasa mahakasika sehatra maro ny PACFC, izay mikendry ny hanokatra tanteraka ny faritra Atsimo, hanamora ny varotra ary hanatsara ny fari-piainan’ny Malagasy.

Fihaonan’ny Minisitry ny Asa Vaventy sy ny Ambasadaoron’i Chine

MTP/CHINE
09/12/2025

Nandray ny Ambasadaoron’ny Firenena Entim-bahoakan’i Chine miasa sy monina eto Madagasikara, 𝑆𝐸𝑀 𝐉𝐈 𝐏𝐈𝐍𝐆, notronin’ireo mpiara-miasa aminy, ny Minisitry ny Asa Vaventy, 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑚𝑎𝑡𝑜𝑎 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 𝐇𝐞𝐧𝐫𝐢 𝐉𝐚𝐜𝐨𝐛

Lalambe migodana

Lalambe migodana
05/12/2025

Tohizana ny asa efa natomboka

RN6 Antsohihy - Ambanja

RN6 Antsohihy - Ambanja
23/09/2025

Manohy ny asa avy eo Ambondromamy hatrany Antsohihy, mandroso hatrany koa ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena fahenina (RN6), eo anelanelan’i Antsohihy sy Ambanja, izay ataon’ny orinasa Colas ao anatin’ny tetikasa...

RN6 Ambondromamy-Antsohihy

RN6 Ambondromamy-Antsohihy
23/09/2025

Mitohy ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-6 (RN6), eo anelanelan’i Ambondromamy sy Antsohihy.

RN2 : MANAMAFY NY FANARAHA-MASO NY ASAN’IREO ORINASA ENY AN-KIANJA NY MINISITRA MBA HO FANAFAINGANANA NY ASA

RN2
19/09/2025

Azo tsapain-tanana ny fandrosoan'ny asa sy ny fihatsarana.

𝗥𝗡𝟭𝟮𝗔 Taolagnaro - Ebakika : Mandroso hatrany ny asa fanamboarana

𝗥𝗡𝟭𝟮𝗔 Taolagnaro - Ebakika
22/09/2025

Efa voarakotra tara avokoa ny 44 km mampitohy an’i Taolagnaro sy Ebakika, ao anatin' ny lalam-pirenena faha-12A (RN12A).

RN2 Antananarivo – Toamasina : Nomena toromarika mazava hanafaingana ny asa fanamboarana ireo Orinasa

 toromarika mazava hanafaingana ny asa fanamboarana ireo Orinasa
12/09/2025

Tao Brickaville androany, namory ireo Orinasa rehetra manatanteraka asa fanamboarana ny RN2, ny Minisitry nyAsa Vaventy RAFIDISON Richard Théodore. Mazava ny toromarika nomena

Affichage de : 21 à 30 sur les 149 résultats