Actualités
RN2 : MANAMAFY NY FANARAHA-MASO NY ASAN’IREO ORINASA ENY AN-KIANJA NY MINISITRA MBA HO FANAFAINGANANA NY ASA
𝗥𝗡𝟭𝟮𝗔 Taolagnaro - Ebakika : Mandroso hatrany ny asa fanamboarana
Efa voarakotra tara avokoa ny 44 km mampitohy an’i Taolagnaro sy Ebakika, ao anatin' ny lalam-pirenena faha-12A (RN12A).
RN2 Antananarivo – Toamasina : Nomena toromarika mazava hanafaingana ny asa fanamboarana ireo Orinasa
Tao Brickaville androany, namory ireo Orinasa rehetra manatanteraka asa fanamboarana ny RN2, ny Minisitry nyAsa Vaventy RAFIDISON Richard Théodore. Mazava ny toromarika nomena
Fanomanana ny Convoi exceptionnel
Nidina ifotony teny amin'ny Lalam-pirenena faha-2, androany, ny Minisitra RAFIDISON Richard Théodore sy ireo Teknisianin' Ministeran' ny Asa Vaventy miara-dia aminy, nijery ireo asa fanamboaran-dalana sy ireo Teteza...
Asa fanarenana ny RNP7
RNT8 Allée des Baobabs Morondava
RNT9 Asa fanamboaran-dalana TOLIARA-ANALAMISAMPY
RN5 Soanierana Ivongo – Vahibe : Miroso hatrany ny asa fanamboarana
Fanokafana amin'ny fomba offisialy ny ampahany lalambe migodana
Teo ankilan'ny andiany faha-45 ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-pirenena sy Governemantan'ny SADC dia nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny ampahany lalambe migodana manomboka eo amin’ny PK0 Ambodifasina...
Nandray ny delegasiona avy amin’ny ADFD na Abou Dhabi Funds for Development ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFIDISON Richard Théodore sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky androany.
Nandray ny delegasiona avy amin’ny ADFD na Abou Dhabi Funds for Development ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFIDISON Richard Théodore sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky androany.