Actualités

Andro Afrikanina iadiana amin’ny Kolikoly 2025 : Fanentanana mitohy ho amin’ny Fahamarinana.

Andro Afrikanina iadiana amin’ny Kolikoly
11/07/2025

Nandray anjara feno tamin'ny hetsika rehetra fankalazana ny Ministeran'ny Asa Vaventy,

Fitondrana ireo « groupes » mavesatra mpamatsy herinaratra : CONVOI EXCEPTIONNEL, handraisana MESURES EXCEPTIONNELLES.

Convoi Exceptionnel
14/07/2025

Tsy tokony misy ahiana, efa milamina ny paik'ady hahafahana mitatitra ireo "Groupes"

LALAMBE MIGODANA ANTANANARIVO-TOAMASINA : FANARAHAMASO AKAIKY NY FIZOTRY NY ASA

lalambe migodana
15/07/2025

Fitsidihana fanaraha-maso ho fanamafisana ny hafainganam-pandehan’ny asa.

AMBOSITRA : FANATSARANA NY LALANA ANTAMPON-TANANA HO FANOHIZANA NY FAMPANDROSOANA IFOTONY.

FANATSARANA NY LALANA ANTAMPON-TANANA HO FANOHIZANA NY FAMPANDROSOANA IFOTONY.
20/06/2025

Ao anatin’ny fanaraha-maso ny asa fanarenana ny RN7 nanomboka omaly Alakamisy 19 Jona 2025.

TETEZANA MANDRANOFOTSY : VITA TANTERAKA NY ASA FANARENANA.

TETEZANA MANDRANOFOTSY
13/06/2025

Vita tanteraka ny asa fanarenana ny tetezan’i Mandranofotsy

RN6 ANTSOHIHY – AMBANJA : MANOMBOKA NY FANDRINDRANA ARA-POTOANA NY ASA.

RN6 ANTSOHIHY – AMBANJA
12/06/2025

Tontosa ny Talata 10 Jona 2025 teo ny fivoriana isam-bolana voalohany momba ny asa fanarenana ny lalam-pirenena fahaenina (RN6)

VOIE RAPIDE TOAMASINA : NITSIDIKA NY ASA NY MINISITRY NY ASA VAVENTY.

Voie rapide
12/06/2025

Nitsidika ny asa fanamboarana ny lalana “voie rapide” mampitohy ny RN2 sy ny Seranan-tsambon’i Toamasina androany maraina ny Minisitry ny Asa Vaventy.

RN2 : FITSIDIHANA NATAON’NY MINISITRA HANAMAFISANA NY FANARAHA-MASO IREO ASA LAHARAM-PAHAMEHANA

RN2
12/06/2025

Nidina ifotony nijery ny fandehan’ny asa teny an-toerana ny Minisitry ny Asa Vaventy, Atoa RAFIDISON Richard ThéodorE

LALANA KAOMINALY : MANOHANA NY TETIKASA LALANAY NY MTP

LALANA KAOMINALY : MANOHANA NY TETIKASA LALANAY NY MTP
07/06/2025

Tamin’ny 4 jona 2025 no nanombohana ofisialy tao amin’ny Motel Anosy ny tetikasa Lalanay iarahana amin’ny ONG Lalàna

LALAM-BE MIGODANA ANTANANARIVO-TOAMASINA : HAMAFISINA NY PAIKADY HANAFAINGANANA NY ASA

LALAM-BE MIGODANA ANTANANARIVO-TOAMASINA : HAMAFISINA NY PAIKADY HANAFAINGANANA NY ASA
05/06/2025

Nidina ifotony, toy ny fanaony isam-bolana, teny amin’ny lalam-be migodana mampifandray an’Antananarivo sy Toamasina, androany, ny Minisitry ny Asa Vaventy, Atoa Richard Théodore RAFIDISON

Affichage de : 51 à 60 sur les 148 résultats