LA MODERNISATION DE LA RN 5

26/02/2025
Photo

Araka ny toromarika avy amin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, tahaka ny nanamboarana ny Lalam-pirenena RN5 Bis mampifandray an’Ambilobe sy Vohemar, dia manatanteraka sy manafaingana ny asa fanavaozana ny Lalam-pirenena fahadimy (RN5) ihany koa ny Ministeran’ny Asa Vaventy, mba hanomezana lalana maharitra ho an’ny faritra rehetra ao amin’ny Faritanin’i Toamasina.

💡 AIZA HO AIZA NY FANDROSOAN’NY ASA?

🛣

Soanierana Ivongo - Mananara Avaratra (hatrany Vahibe):

🚜62% amin’ny asa no efa vita

🌉6 amin’ny tetezana 8 no efa voaorina

🛣Mahatratra 80% ny asa fandravonana sy fanamboarana ny fototry ny lalana

 

🚧 IREO TETIKASA FANAMPINY HATAO AMIN’NY RN5:

🔹Toamasina - Foulpointe: Hanomboka amin’ity taona ity ny asa fanarenana ny lalana mirefy 56 km, amin’ny alalan’ny tetikasa PDDR vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola.

🔹Foulpointe - Fenoarivo Atsinanana - Soanierana Ivongo: Hanomboka afaka 2 volana ny asa, vatsian’ny Fonds Routiers.

xxx-xxx-xxx-xxx-xxx-xxx-xxx-xxx-xxx-xxx -xxx-xxx

 

Aujourd’hui, sous l’impulsion du Président Andry Rajoelina, À l’instar de la RN5 Bis - Ambilobe-Vohemar, le Ministère des Travaux Publics agit et accélère la modernisation de la Route Nationale 5 pour offrir à toute la province de Tamatave une route fiable, praticable et durable.

💡 OU EN SOMMES-NOUS AVEC LA RN5 ?

🛣

Soanierana Ivongo - Mananara Nord (Jusqu ‘a Vahibe):

🚜62% des travaux déjà réalisés

🌉6 ponts construits sur 8

🛣80% des terrassements et chaussées finalisés

 

🚧 AUTRES CHANTIERS PREVUS SUR LA RN5 :

🔹Tamatave - Foulpointe : Les travaux débuteront cette année sous le projet PDDR financé par la Banque Mondiale pour réhabiliter les 56 km de route.

🔹Foulpointe - Fénérive Est - Soanierana Ivongo : Démarrage des travaux dans 2 mois grâce aux Fonds Routiers.

#RN5 #TravauxPublics #Développement