FILAZANA

27 NOVAMBRA

FILAZANA FANAPAHAN-DALANA RN 2 : PK 62+000 - PK 63+000

 

16 NOVAMBRA 2024

FILAZANA FANAPAHAN-DALANA RN 6 : AMBONDROMAMY - ANTSIRANANA

Nohon’ny fanatanterahana ny andrana vesatr’entana dia hisy fanapahana fifamoivoizana amin’ireto tetezana ireto :

-        Sabotsy 30 Novambra 2024 :

o   Tetezana OA94 Anivorano : amin’ny 7 ora maraina hatramin’ny 8 ora sy 45 minitra ;

o   Tetezana OA95 Marovato I : amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 10 ora maraina ;

o   Tetezana OA96 Marovato II : amin’ny 10 ora maraina hatramin’ny 11 ora maraina.

-    

-        Sabotsy 23 Novambra 2024 :

o   Tetezana OA85 Besaboba : amin’ny 7 ora maraina hatramin’ny 9 ora maraina ;

o   Tetezana OA87 Marotaolana : amin’ny 10 ora maraina hatramin’ny 12 ora atoandro.

08 novambra 2024

FILAZANA FANAPAHAN-DALANA : RN 7, PK 416+300

04 novambra 2024

FILAZANA FANAPAHAN-DALANA : RNS 1, PK 104+800

 

28 oktobra 2024

TANDREMO : ! LALANA MIHOTSAKA EO AMIN’NY PK 35+500 AO AMIN’NY RNS 34 !

Ahitana lavaka lehibe vokatry ny halatra "buse" eo Soavina PK35+500 ao amin’ny làlam-pirenena RNS 34 mampitohy an’Antsirabe sy Malaimbandy. Nandray andraikitra avy hatrany ny DRTP Vakinankaratra amin’ny alalan’ny fametrahana marika eny amin’ny arabe mandra-piandry ireo fitaovana ilaina hanotofana sy hanarenana ny làlana.

Manentana ny mpampiasa làlana rehetra ny Minisiteran’ny Asa Vaventy mba hitandrina rehefa mandalo amin’ity faritra ity mba hisorohana ny loza mety hitranga. Ny fiarovana ny rehetra no laharam-pahamehanay.

#MTP #MTPmiasahoanao #RN34 #Malaimbandy