Modely taratasy fitarainana
FITARAINANA ALEFA AMIN’NY MINISITERAN’NY ASA VAVENTY
[Ny anaranao sy ny antsipirihan'ny fifandraisana]
[Daty]
[Anaran'ny Minisitera na Fitaleavana andefasana ]
Antony : Fitarainana momban’ ny [tsy fahafaham-po]
Tompoko,
Manoratra aho mba hanehoana ny tsy fahafaham-po amin'ny [farito mazava tsara ny olana].
[Hazavao amin'ny antsipiriany ny zava-misy : oviana, taiza, ahoana no nisehoan'ilay olana, ny vokany ho anao].
Na dia teo aza ny dingana natao hamahana ity olana ity, dia ny [raha azo atao, lazao ny dingana natao], dia mbola tsy mahafa-po ny toe-draharaha.
Noho izany dia miangavy, tompoko, mba [maneho ny vahaolana andrasanao : famerenana, fifanakalozana, fanamboarana, sns….].
Eo am-piandrasana ny valiny haingana sy mahafa-po Tompoko !
[Ny sonianao]