LALANA ENY AMINโ€™NY LAC IARIVO: NIARA-NIJERY NY ASA FANAMBOARANA NY MTP - MEF - MCC

13/04/2025
Photo

Nidina ifotony niara-nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboaran-dalana, eny amin'ny LAC IARIVO Ivato, androany, ny Minisitry ny asa vaventy ๐‘๐€๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐’๐Ž๐ ๐‘๐ข๐œ๐ก๐š๐ซ๐ ๐“๐กé๐จ๐๐จ๐ซ๐ž, ny Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola ๐‘๐€๐๐€๐‘๐ˆ๐๐ˆ๐‘๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐’๐Ž๐ ๐‘๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐‡๐š๐ฌ๐ข๐ฆ๐›๐ž๐ฅ๐จ, ary ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina ๐Œ๐€๐‘๐€ ๐•๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ฒ ๐ƒ๐จ๐ง๐ง๐š.

Ho fiaraha-mientana amin'ny ity tetik'asa LAC IARIVO ity amin'ny maha-fitaratra na Vitrine azy, no anton'izao.

Marihina fa mikendry ny hanalana ny fitohanana eto Antananarivo sy ho fanatsarana ny fivezivezen'ny mpampiasa lalana ity tetik'asa ity.

Mizara ampahany roa ny asa:

- ampahany voalohany, eo amin'ny teboka halaviran-dalana PK 7+400 ka hatreo amin'ny PK8+527

- ampahany faharoa indray, eo amin'ny PK8+527 ka hatreny amin'ny PK9+450

Asa fanitarana ny arabe hatramin'ny 3,5 metatra no atao ary ho rakofana tara avokoa.

Mitohy ny asa ho amin'ny fahatanterahana!

#MTP #MEF #MCC #fidinana ifotony #asafanamboarandalana #lacIarivo