RN5 TOAMASINA โ€“ FOULPOINTE : NANOMBOKA ANDROANY NY ASA FANARENANA

31/05/2025
RN5 TOAMASINA โ€“ FOULPOINTE : NANOMBOKA ANDROANY NY ASA FANARENANA

Iray volana izay no nanomboka ny ampahany voalohany amin'ny fanamboarana ny Lalam-pirenena ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ“, avy eo ๐…๐จ๐ฎ๐ฅ๐ฉ๐จ๐ข๐ง๐ญ๐ž ka hatrany ๐…๐ž๐ง๐ž๐ซ๐ข๐ฏ๐ž- ๐„๐ฌ๐ญ.

Nambaran'i Minisitry ny Asa Vaventy ๐‘๐€๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐’๐Ž๐ ๐‘๐ข๐œ๐ก๐š๐ซ๐ ๐“๐ก๐žฬ๐จ๐๐จ๐ซ๐ž, tamin' izay fa amin'ny fiandohan'ny volana Jona, dia hatomboka koa ny avy eo ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š mihazo an' i ๐…๐จ๐ฎ๐ฅ๐ฉ๐จ๐ข๐ง๐ญ๐ž.

Nanomboka androany, araka izany , ny asa.

Efa simba tanteraka ity Lalana ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š - ๐…๐จ๐ฎ๐ฅ๐ฉ๐จ๐ข๐ง๐ญ๐ž ity.

Laharampahamehana ny fanarenana ireo teboka tena mampanahirana na ny " ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ข๐ž๐ง ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐œ๐ข๐ซ๐œ๐ฎ๐ฅ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง" amin' izao voalohany izao.

Ao anatin' ny ๐Ÿ๐Ÿ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š no hanatanterahan'ny orinasa ๐‚๐‘๐๐‚ ny asa amin' io ๐Ÿ“๐ŸŽ ๐ค๐ฆ.

Ny fiaraha- miasan'ny Fitondram-panjakana Malagasy sy ny Banky Iraisam-pirenena, amin' ny alalan'ny tetik'asa ๐๐ƒ๐ƒ๐‘ no nahafahana manao izao fanarenan-dalana izao.