Actualités

SAINTE-MARIE: LALANA VAOVAO HO AN’NY FANDROSOANA SY FIZAHANTANY MAHARITRATRA

Photo
29/04/2025

Vita tanteraka amin’izao fotoana izao ny asa fanavaozana ny lalana ao amin’ny tanànan’i Sainte-Marie, Faritra Analanjirofo, tafiditra ao anatin’ny tetikasa PIC2 sy PIC3, niarahana tamin’ny OFID sy ny Banky Iraisam-p...

KAOMININA ANDRENIVOHITR’I FIANARANTSOA: VITA NY ASA FIKOJAKOJANA NY LALANA, NORAISINA VONJIMAIKA!

Photo
26/04/2025

Noraisina vonjimaika ny 25 avrily 2025 teo ny asa fikojakojana ireo lalana ao amin’ny tanànan’i Fianarantsoa. Nanatrika izany ireo solontenan’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy, ny Kaominina Andrenivohitra Fianarantsoa a...

FLYING WHALES: VOKATRY NY FIARAHA-MIASA HO AN’NY FITATERANA MAHARITRA

Photo
25/04/2025

Tonga nanatrika ny lanonana fanaovan-tsonia ny fifanarahana teo amin’ny Minisiteran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr’andro ary ny orinasa Flying Whales Service ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFIDISON Richard T...

TETIKASA PACFC I – FARITRA ATSIMO ATSINANANA: ZAVA-BITA HITA MIVAINGANA ENY AN-TOERANA

Photo
25/04/2025

Tanjona amin’ity tetikasa goavana ity ny hanamora sy hanatsara ny fifandraisana ara-barotra eo amin’ity faritra ity sy ny faritra manodidina.

TEBOKA MAINTY AMIN’NY RNS27: EFA MANAKAIKY NY ANTSASANY NY FAHAVITAN’NY ASA FANAMBOARANA

Photo
25/04/2025

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanarenana amin’ny lalam-pirenena RNS27 mampitohy an’Ihosy, Ivohibe ary Maropaika ny solontenan’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy.

𝐋𝐀𝐋𝐀𝐌𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐆𝐎𝐃𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 - 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐃𝐄𝐀

𝐋𝐀𝐋𝐀𝐌𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐆𝐎𝐃𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 - 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀
19/04/2025

Tanjon’ny iraka ny hanao fanadihadiana lalina mikasika ny fanomanana sy ny fepetra ara-teknika,ara-tsosialy, ara-tontolo iainana ary ara-bola, ilaina amin’ny famatsiam-bola amin’ity foto-drafitr'asa goavana ity.

𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐍𝟏𝟖 𝐕𝐀𝐍𝐆𝐀𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐅𝐎𝐓𝐀𝐊𝐀

𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐍𝟏𝟖  𝐕𝐀𝐍𝐆𝐀𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐅𝐎𝐓𝐀𝐊𝐀
17/04/2025

Anisan’ny asa efa nahitana vokatra ny fanamboarana ireo ampahan-dalana tena ratsy, tamin’ny alalan’ny fitaovana voafantina sy fetambata, hatreo amin’ny PK 17+500.

𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐍𝟔 : 𝐄𝐅𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀

Fanarenana ny RN6
17/04/2025

Fihaonan'ny manam-pahefana ifotony mba hampahafantarana ny tekikasa sy fangatahana fiaraha-miasa

LALANA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA: HO VITAINA ALOHAN’NY FETIN’NY PAKA

Photo
17/04/2025

Toromariky ny Filoha 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐀𝐉𝐎𝐄𝐋𝐈𝐍𝐀, ary fampanantenana nomena ny vahoakan'Antananarivo ny hamitana ny asa fanamboarana ny lalana eto an-dRenivohitra, mialohan'ny fetin'ny Paka.

HERINANDROM-PIRENENA HO AN’NY RANO: NISOKATRA ANDROANY NY FANKALAZANA

PHOTO
16/04/2025

Tonga nanotrona ny lanonam- panokafana ny herinandron' ny rano, androany, tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina. ny Minisitry ny Asa Vaventy, 𝐑𝐀𝐅𝐈𝐃𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐑𝐢𝐜𝐡𝐚𝐫𝐝 𝐓𝐡𝐞́𝐨𝐝𝐨𝐫𝐞.

Affichage de : 1 à 10 sur les 66 résultats